|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manao fe manao |
| Singan-teny | 2 manao, 3 fe |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to just do something, to do something without care or zeal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Faire à peu près, par manière d’acquit
[1.3] 8 faire une chose comme-ci comme-çà [1.8] |
| Tohi-kevitra | 9 manao dia manao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|